logo

Malalalala

logo
الكلمات
Tsy mba ianao ilay sipa modely, miseo manjakely fa te ho lany Miss

Fa ianao botakely tsy dia be mpijery, ny voay aloha tsy any mihitsy

Tsy ianao ilay mahatoky tena, te ho jerena fa tsaratsara bika

F'ianao manontany tena hoe tokony hiena nefa 'zao enao no tiako

Aminao foana ny masoko.. amin'ilay fe mifampikasoka

Midoladola ohatran'ny ganagana iny mihitsy no tsy aritro

Tanako te hikasoka, 'zay rehetra mi-dépasse

ka tonga tao an-tanana feno anao ilay deux places

Dia nalaiko ihany (ngoma,ngoma)

Dia nalaiko ihany (tsy misy hoe aona)

Dia nalaiko ihany (fitiavana foana)

Dia nalaiko ihany (malala)

Mala..lala..lala,

mala..lalalalalala

Malala..lala.. lala,

mala.. lalalalalalala

Mala..lala..lala,

mala..lalalalalala

Malala..lala.. lala,

mala.. lalalalalala

Tsy ianao ny farany tsara, f'ianao ny farany tiako

Ny ao aloha ny ao afara aleo hisy an'izany mihitsy

Nefa tsy any fa ilay ao anatinao oa no atokiso

Tsy ianao ny farany tsara oa ry sipa f'ianao ny farany tiako

Dia nalaiko ihany (ngoma,ngoma)

Dia nalaiko ihany (tsy misy hoe aona)

Dia nalaiko ihany (fitiavana foana)

Dia nalaiko ihany (malala)

Mala..lala..lala,

mala..lalalalalala

Malala..lala.. lala,

mala.. lalalalalalala

Mala..lala..lala,

mala..lalalalalala

Malala..lala.. lala,

mala.. lalalalalala