logo

Aza Avela

logo
الكلمات
Nataonao izay nataonao,

Ny hamonjy ahy no tanjonao,

Ny hamonjy ahy no tanjonao.

Nozarainao izay tsapanao,

Nefa toa verivery kely aho,

Toa verivery kely aho.

Tsy haiko akory ary aho na mbola mino

Izay rehetra ezahinao lazaina,

Izaho ity anie ka mora manadino

Ka toa velombelona eny aho fa tsy miaina.

Ee ee ee ee

Hummm

Miankina amiko ianao,

Nohon'ny amiko fa tsy niezaka aho,

Nohon'ny amiko fa tsy niezaka aho.

Toa tsy azoko izay lazainao,

Ka midona amin'ny rindrina aho,

Midona amin'ny rindrina aho.

Fa tsy haiko akory ary aho na

Mbola mino

Izay rehetra ezahinao lazaina,

Izaho ity anie ka mora manadino

Ka toa velombelona eny aho fa

Tsy miaina,

Indro re ny masoko banjino,

Tsofy an-tratrako ao indray ny

Aina,

Ny fahamarinanao no aoka hanadio sy hanavao ny saina

Fa tsy haiko akory ary aho na

Mbola mino

Izay rehetra ezahinao lazaina,

Izaho ity anie ka mora manadino

Ka toa velombelona eny aho fa

Tsy miaina,

Indro re ny masoko banjino,

Tsofy an-tratrako ao indray ny

Aina,

Ny fahamarinanao no aoka hanadio sy hanavao ny saina

Tsy hoe hiala akory aho

Raha miady ny any anatiko any,

Fa mandeha moramora aho

Mandroso miadana makany aminao

Lanao mitantana ahy ihany

Ary tsy mandao

Na tsy tsapako azy izany

Tsy hoe hiala akory aho

Raha miady ny any anatiko any,

Fa mandeha moramora aho

Mandroso miadana makany aminao

Lanao mitantana ahy ihany

Ary tsy mandao

Na tsy tsapako azy izany

Aza avela aho raha tsy mihavao

Ny saiko

Aza Avela لـ Fy/His band Reko - الكلمات والمقاطع