menu-iconlogo
huatong
huatong
bodo-ankino-cover-image

ankino

Bodohuatong
KaMi_Rackaelhuatong
Liedtext
Aufnahmen
Misy olona mitomany

Hitanao any ho any

Mahatsiaro ho resin’ny fiainana

Ka velona ny taraina

Mahatsiaro ho potraka tokoa

Nefa atao ahoana moa

Izay angamba no anjaranao

Sa ny vintana no tsy tao

Iza no anala ny ratsy vitanao ety an-tany

Misafidy foana ianao

Ho velona sa ho faty

Mahatsiaro ho potraka tokoa

Nefa atao ahoana moa

K’aza kivy toa izao

Andriamanitra anie homba anao

REF: Ankino tanteraka

Fa aza manaiky ho reraka

Ho tafita foana ianao

Rehefa ao ilay Tompo Andriamanitrao

F’Izy no manampy anao

Rehefa manatona Azy ianao

Satria ny Ray, Ray, Ray

Mahavitra ny tsirairay

Misy olona mitomany

Hitanao any ho any

Mahatsiaro ho resin’ny fiainana

Ka velona ny taraina

Mahatsiaro ho potraka tokoa

Nefa atao ahoana moa

Izay angamba no anjaranao

Sa ny vintana no tsy tao

Iza no anala ny ratsy vitanao ety an-tany

Misafidy foana ianao

Ho velona sa ho faty

Mahatsiaro ho potraka tokoa

Nefa atao ahoana moa

K’aza kivy toa izao

Andriamanitra anie homba anao

REF: Ankino tanteraka

Fa aza manaiky ho reraka

Ho tafita foana ianao

Rehefa ao ilay Tompo Andriamanitrao

F’Izy no manampy anao

Rehefa manatona Azy ianao

Satria ny Ray, Ray, Ray

Mahavitra ny tsirairay

ooooo

REF: Ankino tanteraka

Fa aza manaiky ho reraka

Ho tafita foana ianao

Rehefa ao ilay Tompo Andriamanitrao

F’Izy no manampy anao

Rehefa manatona Azy ianao

Satria ny Ray, Ray, Ray

Mahavitra ny tsirairay

Satria ny Ray, Ray, Ray

Mahavitra ny tsirairay

oooooooo

Mehr von Bodo

Alle sehenlogo