menu-iconlogo
huatong
huatong
mage-4-hafatra-cover-image

Hafatra

Mage 4huatong
MíčhkåStÿlëshuatong
Liedtext
Aufnahmen
Ianao handalo ny tananany any

Indramiko handainga aminy androany

Râja itanao izy iny ka manontany

Dia aza ataonao fantany hoe

Mbola tsy afaka antsaiko eny foana

NY andro taloha

Niarahanay roa

Mbola tsy nisy mihitsy fotoana nampamaivana fo

Tsy hanembonako azy

Réf: lazao azy kanefa

Fa mionona hono ny fony

Tsy misy ho tsaroany na dia ny anaranao

lazao azy kanefa

Fa mionona hono ny fony

Tsy misy ho tsaroany na dia ny anaranao

Raha manafatra anao aza adino

F'izany anis mety mba apionona azy

Tsy maintsy itomany izy ka ampangino

Nefa aza ataonao fantany hoe

Mbola tsy afaka antsaiko eny foana

NY andro taloha

Niarahanay roa

Mbola tsy nisy mihitsy fotoana nampamaivana fo

Tsy hanembonako azy

Réf: lazao azy kanefa

Fa mionona hono ny fony

Tsy misy ho tsaroany na dia ny anaranao

lazao azy kanefa

Fa mionona hono ny fony

Tsy misy ho tsaroany na dia ny anaranao

Réf: lazao azy kanefa

Fa mionona hono ny fony

Tsy misy ho tsaroany na dia ny anaranao

lazao azy kanefa

Fa mionona hono ny fony

Tsy misy ho tsaroany na dia ny anaranao

Réf: lazao azy kanefa

Fa mionona hono ny fony

Tsy misy ho tsaroany na dia ny anaranao

lazao azy kanefa

Fa mionona hono ny fony

Tsy misy ho tsaroany na dia ny anaranao

Mehr von Mage 4

Alle sehenlogo