menu-iconlogo
huatong
huatong
bodo-safidy-cover-image

Safidy

Bodohuatong
InCaseUhuatong
Lyrics
Recordings
Safidiko ny ho tianao

Tsy an-tery na fatotra

Tsy lahatra ny akaikinao

Fa safidy tsotra izao

Fitia matotra no tsapako ao

Ka n'inoninona miseho dia ho eo aho

Eo anilanao

K'aza manahy fa izaho tsy hahafoy anao

Safidiko ny ho tianao

Tsy an-tery na fatotra

Tsy lahatra ny akaikinao

Fa safidy tsotra izao

Fitia matotra no tsapako ao

Ka n'inoninona miseho dia ho eo aho hoy aho

Eo anilanao

K'aza manahy fa izao tsy hahafoy anao

Efa fantatro fa ianao toy ahy, tia ahy

Ka inoako fa tsy hisy olon-kafa hisolo toerana ahy

Ao am-ponao

Izaho tia anao

Efa fantatro fa ianao toy ahy, tia ahy

Ka inoako fa tsy hisy olon-kafa hisolo toerana ahy

Ao am-ponao

Izaho tia anao

Safidiko ny ho tianao

More From Bodo

See alllogo