Isaky ny mba hiteny aho dia miahotra
Isaky ny mba hilaza aho dia matahotra
Efa impiry impiry moa, f'ankehitriny izao
Hanolo tena ho an'i Jesoa Mpamonjy aho fa olom-baovao
Ny andro androany no hilazako amin'i Jesoa fa hanompo Azy aho
Ny andro androany no hilazako amin'i Jesoa fa hanaja Azy aho
Ka ny andro androany no hilazako amin'ny Tompo fa
Izy irery, Izy irery iany
Hanolo tena ho an'Jesoa Mpamonjy aho fa olom-baovao
Jesoa inty aho, Jesoa fa vonona aho
Hanolo tena ho anao, raiso ty mpanomponao
ou ou ou ou ou ou uo
FIV:Tompo o,Andriamanitro ianao
Hanaja Anao amin'ny fo sy saina, fanahy
Tompo o,Andriamanitro ianao
Hanaja Anao amin'ny fo sy saina, fanahy
N'aizan'aiza misy ahy
..........
Ny androko rehetra atolotro Azy
Ka ny hazavany no hanjaka
Tsy hisalasala intsony aho
ny hanantona azy izao