menu-iconlogo
huatong
huatong
melky-sao-dia-cover-image

Sao Dia

Melkyhuatong
💖❄️🎧🐾youkih🐾🎧❄️💖huatong
Lyrics
Recordings
teny isika roa dia samy revo tokoa

Fa latsa-pitia tsy nifankafohy

Tsy te halala izay nandrara tamin'zay

Fa dé vomaika indray nifandray

Samy niezaka teo ary dia tsy nisy ireo

Nikolo fitia tamin'zay naseo

Kanefa ankehitriny tsapako amizay

Fa ny hevitrao kay dia tsy hijanona ho ahy

Sao diso lalana izao sy ianao

Minia manao zay tsy fanao

miandrandra ilay hasambarako aho

Hoe mba hitoetra eo anilanao

Tsy mety tody atrizao

tsy haiko ny ao an-tsainao

'Za ny ahy ny loha efa tompon'ny mombanao

ny ahy iany koa sao any ankafa ny anjarako

Ra ny eto an-tany ny olon-tsara tsy lany

Fa misy tia ahy koa any ho any

'zay afaka ampilamina ny fiainako

Fa ra ny amitsika roa aleo samy hitony fo ooooooooh

Fa diso lalana izao sy ianao

Minia nanao zay tsy fanao

Niandrandra ilay hasambarako aho

Hoe mba nitoetra aminao

Tsy nety tody atrizay

Fahoriako indraindray

Za ny ahy ny loha efa olo-mandrakizay

ny ahy iany koa aleo ankafa ny anjarako

Woh woh woh, miala tsiny aho

Zay no eritreritro

Fa diso lalana izao sy ianao

Minia nanao zay tsy fanao

Niandrandra ilay hasambarako aho

Hoe mba hitoetra aminao

Tsy nety tody atrizay

Fahoriako indraindray

Za ny ahy ny loha efa olo-mandrakizay

ny ahy iany koa aleo ankafa ny anjarako

ny ahy iany koa efa any ankafa ny anjarako

More From Melky

See alllogo