Aza aterina kory fa efa hoe hita ny lalana mody
Dia ianao lo tonio koa ny fo sanatria raha hoe hiantso tody
Fa fitiavana tsy hifanerena ka lasa izy aleo koa hande
Rehefa izay ve ny tiana, veloma ry tony fa ianao ko ve handa
'lay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra
Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy
Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra
Ouhhhh ouhhhhh !
Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao (Veloma eh veloma ahhh !)
Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome ny tsara indridra aho
Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
Dia izao no tsarovy Nafoiny
Tsara tso-drano ianao
Fa fitia vao omaly navelany hamono ilay afo nafana
Dia ilay fo feno anao napodiany nahatofoka tsy nahatamana
Na ny voady nekena narodany ianao hony tsy afaka intsony
Ka naleony nanidina fa ari-elatra hony ny fony
Ilay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra
Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy
Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra
Ouhhhh ouhhhhh !
Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao (Veloma eh veloma ahhh !)
Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome ny tsara indridra aho
Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
Dia izao no tsarovy Nafoiny
Tsara tso-drano ianao
ayehieiehyeh*

youhkih :)