Avia ry Jesosy be fitia o
Avia mba tantano re ny dia
Andrao dia solafaka izahay
Avia re ry zanaky ny Ray
Avia ry Jesosy be fitia o
Ry Tompo Mpamonjy o avia
Avia re tongava eto aminay
Fa mahery ny fakam-panahy
Tomany ny foko izao
Indrindra raha tsy tonga eto Ianao
Mitoera ato am-poko isan'andro
O ry ilay Kintana fitarik'andro
Tongava e tongava soa ety
Avia ry Jesosy Kristy
Aoka ny Fanahy Masinao e
Hanome anay fiainana vaovao
Avia ry Jesosy be fitia o
Avia omeo anay re dieny aty
Ny fiadanam-po avy Aminao
Ry Mpamonjy izao tontolo izao
….
Avia ry Jesosy be fitia o
Avia mba tantano re ny dia
Andrao dia solafaka izahay
Avia re ry zanaky ny Ray
Avia ry Jesosy be fitia o
Ry Tompo Mpamonjy o avia
Avia re tongava eto aminay
Fa mahery ny fakam-panahy
Tomany ny foko izao
Indrindra raha tsy tonga eto Ianao
Mitoera ato am-poko isan'andro
O ry ilay Kintana fitarik'andro
Tongava e tongava soa ety
Avia ry Jesosy Kristy
Aoka ny Fanahy Masinao e
Hanome anay fiainana vaovao
Avia ry Jesosy be fitia o
Avia omeo anay re dieny aty
Ny fiadanam-po avy Aminao
Ry Mpamonjy izao tontolo izao