menu-iconlogo
huatong
huatong
johane-izy-cover-image

izy

Johanehuatong
p_briseboishuatong
Letras
Grabaciones
Izy, nanao ze rehetraretra ho an'ialah

Nanolotra anle hira ''Noho elah''

De nanantena be hoe fa elah

Izy,nanao ny ainy tsy ho zavatra satria...

Mba nanantena be hoe ilay fitia

Tsy hisy hisampana any havanana, tsy hisy hisampana any avia

Fa nofy zany hisaraka,lay hoe dila sanatria...

Fa kanjo kay toa nofinofy ny azy

Fa sendra ny tolana izy,fa tsy le nofinofiny no azo

Tsy lay ho vady mandramaty fa lay fofofofony ihany

(Lay fofopofony ihany)

Fa kay tsy tokana ny fony fa be lokoloko ny azy

Tsy mba lay nadio fa be lotoloto ny azo

To lasa ranomaso sisa ilay mba nofinofy ho azy

(Nofinofy ho azy )

Izy,mba nanantena be hoe fa ny ho avy

masoandro hiposaka be hoa nenazy

Efa vita kajy atramny mariazy

Resy lahatra fa tsisy toa andry ra vehivavy

Izy,nirehareha fa hoe hafa ianao

Sipa tia mandefitra sady zatra miafy ianao

Tsy ho sendra fakam-panahy satria efa mafy ianao

De efa mba nanolotra an'le ''EFA FANTATRAO''

Fa kanjo kay toa nofinofy ny azy

Fa sendra ny tolana izy,fa tsy le nofinofiny no azo

Tsy lay ho vady mandramaty fa lay fofofofony ihany

(Lay fofopofony ihany)

Fa kay tsy tokana ny fony fa be lokoloko ny azy

Tsy mba lay nadio fa be lotoloto ny azo

To lasa ranomaso sisa ilay mba nofinofy ho azy

(Nofinofy ho azy )

Ekena lehilah ihany zah

Mba manampitiavana anie ihany zah

Matsapa marary otranao ihany ka..

De mba dinio ny atao ihany fa...

''Izy'' Izy niaritra ny ditraditranao

Izy niaritra ny laingalainganao

Izy niaritra ny toetra ratsinao

Rehefa tia nge hoa toy ny tsy ho faty i

Vo mihetsika izy ,enao migafy

Tsy takona afenina ianao mampirafy i

Kara tsy mitady izy enao tsy mitafy i

Nefa ah...

Tsara2 hoa tsy lany marina

Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina

Soa izy leo vao atsapa tena elah

Zah tsy mavita ka aleo faranana

Fa kanjo kay toa nofinofy ny azy

Fa sendra ny tolana izy,fa tsy le nofinofiny no azo

Tsy lay ho vady mandramaty fa lay fofofofony ihany

(Lay fofopofony ihany)

Fa kay tsy tokana ny fony fa be lokoloko ny azy

Tsy mba lay nadio fa be lotoloto ny azo

To lasa ranomaso sisa ilay mba nofinofy ho azy

(Nofinofy ho azy )

Más De Johane

Ver todologo