menu-iconlogo
huatong
huatong
mage-4-tsy-sahy-cover-image

tsy sahy

Mage 4huatong
KandarBeltimhuatong
Letras
Grabaciones
Miverina indray ny fahiny

Ilay toetranao nahafinaritra ahy

Mampitory fitia

Niezaka foana teny aho

F’ianao no tsy nety

Ankehitriny anefa tsapako ianao f’hay efa tia

Fa tsy nampiseho

Ilay fo tsy natoy taloha natahotra ny ho tia

Ianao no tsy niteny nefa tia

Fa vahotra ny vavanao ninia

Na sarotra aza ny hiainanao irery

Naleonao niery

Ianao no tsy nijery nefa tia

Tsy sahinao naseho izany satria

Sao potika sy rembin’ny tadio

Ilay fonao nadio

Instru

Atopatopan-drivotra ety

Ny hakanto sy hanitry ny fitia

Raha tazako ianao

Ny tsikinao nihatsy fa toa tsy sahiko sedraina

Adinoko avokoa ny tontolo

Ny alahelo tsy hanaloka intsony

Dify tsy ho hita

Tsy hisy ho tsaroina ireo raha hanoroka anao

Ianao no tsy niteny nefa tia

Fa vahotra ny vavanao ninia

Na sarotra aza ny hiainanao irery

Naleonao niery

Ianao no tsy nijery nefa tia

Tsy sahinao naseho izany satria

Sao potika sy rembin’ny tadio

Ilay fonao nadio

instru

......

Más De Mage 4

Ver todologo