menu-iconlogo
huatong
huatong
mage-4-aza-hitserana-cover-image

Aza Hitserana

Mage 4huatong
cushcushhuatong
Paroles
Enregistrements
Tonga teto ianao nilaza

Fa nahita ilay fitia

Ilay nirinao hatrizay hatrizay

Mba faly anie aho

F'angamba ho sambatra amin'izay ianao

F'ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy

Ny alahelo tanatiko tao

Nafeniko tsy ho hitanao

Leferiko ilay hany hasambarako

Fa raha sendra mandalo mamangy any aho

Ka maso manganohano no hitanao

Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao

Fa toa mafy izany adim-panahy

Aza itserana akory aho

Rehefa sambatra ianao ampy izay

Niala teto ianao

Fo mangaina sisa navelanao mba ho ahy

Fa tsy ho ahy ianao fa niova fitia vaovao

Ny alahelo tanatiko tao nafeniko tsy ho hitanao

Leferiko ilay hany hasambarako

Fa raha sendra mandalo mamangy any aho

Ka maso manganohano no hitanao

Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao

Fa toa mafy izany adim-panahy

Aza itserana akory aho

Rehefa sambatra ianao ampy izay

Fa raha sendra mandalo mamangy any aho

Ka maso manganohano no hitanao

Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao

Fa toa mafy izany adim-panahy

Aza itserana akory aho

Fa raha sendra

Mandalo mamangy any aho

Ka maso manganohano no hitanao

Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao

Fa toa mafy izany adim-panahy

Aza itserana akory aho

Rehefa sambatra ianao ampy izay

Ampy izay

Davantage de Mage 4

Voir toutlogo