menu-iconlogo
huatong
huatong
avatar

Fahavaratra

Mahaleohuatong
queenkristi2003huatong
Lirik
Rekaman
Fahavaratra ny andro

Ny orana no manjaka ety

Tsy halalàna andro atoandro

Toa tsy maha te ho tia

Fahavaratra ny andro

Tsy hay hilana andro atoandro

Ny voary no lena

Kotsakotsa mahahonena

Orana tsy miato

Toa mihoby mikorana

Tsy hahitan-java-kanto

Nefa tsy azo raràna

Fa rano tsy mihato

Tsy hahitan-java-kanto

Ny orana no manjaka ety

Toa tsy maha te ho tia

Fahavaratara o fahavaratra o

Herinandro toy izao

Tsy hafahana manao ny hatao

Fa petsapetsa lava

Izay rehetra hitanao

Herinandro toy izao

Tsy hafahana manao ny hatao

Ny orana no manjaka ety

Toa tsy maha te ho tia

Fahavaratra o fahavaratra o

Selengkapnya dari Mahaleo

Lihat semualogo