Tsy haiko aloha ny anao fa ny amiko efa lafatra 
Ra fitiavana no resaka dia feno be dia be 
Satry foana anie ry tiako hiala sasatra 
Hamihina ny vatanao handray dia hanome 
Hizara fitia 
Hiriako ho doria 
Ny ahy sy ianao fa 'zao 
Matalanjona ahy foana 
Ilay isika roa rehefa mihaona 
Fidoboky ny fo 
To lasa iray ilay roa 
Eoahhh 
Raha tsapanao ny tsapako 
Fihino ary ny tanako 
Avia an-tratrako, 
ho lasa iray ilay roa 
Eoahhh 
Dia tsy andry foana hoe rahoviana indray no hiaraka 
Hibanjina ny hakantonao, ilay hatsaran-tarehy 
Tsongotsongonao toa lasa fahazarana, 
Nitondra tsirom-piainana Hafenoina tsy anindroa 
Fa hainao ny mizara 
Hainao koa ny mitàna 
Mitahiry ireo tsiambarateloko 
instru 
Matalanjona ahy foana 
Ilay isika roa rehefa mihaona 
Fidoboky ny fo 
To lasa iray ilay roa 
Eoahhh 
Raha tsapanao ny tsapako 
Fihino ary ny tanako 
Avia an-tratrako, 
ho lasa iray ilay roa 
hainao ny mizara ah sy manafana fitia 
ka ny anilanao ihany 
eo no tiko 
hisy ahy odoria iiiiiiiii 
Matalanjona ahy foana 
Ilay isika roa rehefa mihaona 
Fidoboky ny fo 
To lasa iray ilay roa 
Eoahhh 
Raha tsapanao ny tsapako 
Fihino ary ny tanako 
Avia an-tratrako, 
ho lasa iray ilay roa 
Eoahhh