menu-iconlogo
huatong
huatong
avatar

Angalaka anao

Shynhuatong
💖🇲🇬🎭MaasHa🎭💖huatong
Lirik
Rekaman
Tsy kisendrasendra fa sitrakin'ny Ray ny amintsika roa

Niara nifanjohizohy fogna hatramin'izay

Nifankahazo am-po

Dia nisy ny ambony nisy ny ambany

Nisy ny hafaliagna nisy ny tomany

Tsy nampiova raha zany

Dia nifankatia tokoa

Tena mamy

Hangalaka anao aro diako

Tiako regnindanitra ho regnintany

Hangalaka anao aro diako

Ho vady ho andefimandry

Tapakevitra zah aminao

Tsy hisalasala fa anao ooh

Tapakevitra zah aminao

ooooh oooh oooh anao

Zegny toetra ratsy sy ny tsara

Ny tantarako jiabi-jiaby fantanao

Ny fahalemeko sy ny heriko

Tsy avy amin-jovy f'aminao ooooh

Hangalaka anao aro diako

Ho regnindanitra, ho regnintany

Hangalaka anao aro diako

Ho vady ho andefimandry

Tapakevitra zah aminao

Tsy hisalasala fa anao ooh

Tapakevitra zah aminao

ooooh oooh oooh anao

Ke na ino raha hiseho

Na ino raha hisy

Zaho tsy hiala

Zaho tsy ho leo

Na tafondro hipoaka

Na varatra hilatsaka

Tsy hafantatra oka

Za fa tafalatsaka

Hagnano sonia

Hagnano sonia

Hangalaka ano aro diako

Ho regnindanitra, ho regnintany

Hangalaka ano aro diako

Ho regnindanitra, ho regnintany

Hangalaka anao aro diako

Ho vady ho andefimandry

Hangalaka anao aro diako

Ho regnindanitra, ho regnintany

Hangalaka anao aro diako

Ho vady ho andefimandry

Hangalaka anao oô!

Hangalaka anao aro diako

Ho vady ho andefimandry

Selengkapnya dari Shyn

Lihat semualogo
Angalaka anao oleh Shyn - Lirik & Cover