menu-iconlogo
huatong
huatong
avatar

Ny mifankatia

Bessa/Bodohuatong
🇲🇬_ƚιαʋιɳα_🇲🇬huatong
Testi
Registrazioni
Izay (rehetra) antenaina ho fiononam-po

Dia hanjary rava maina

Sy afoy avokoa

Fa (fandalovana) eto an-tany tsy mba hoe doria

Setrin’izay ny mifankatia

Tsy misy fanahy azo inoana

Afa-tsy Jeso be fitia

Eny satria izy tety

Nahita ireo tsy rariny

Hatramin’ny hoe kibo noana

Efa nanjo azy tety

Fa noreseny ny tany hitondra soa

Izay (rehetra) antenaina ho fiononam-po

Dia hanjary rava maina

Sy afoy avokoa

Fa (fandalovana) eto an-tany tsy mba hoe doria

Setrin’izay ny mifankatia

Fa saingy izao koa no tsarovy

Hivaly aminao ny ataonao

Tsy iray na roa no anaovan-tsoa

Dia efa iandrasam-baliny

Ny fonao madio no arovy

Ndrao fakam-panahy no mankao

Hoe izay sakaizako ihany no tiako koa

Izay (rehetra) antenaina ho fiononam-po

Dia hanjary rava maina

Sy afoy avokoa

Fa (fandalovana) eto an-tany tsy mba hoe doria

Setrin’izay ny mifankatia

Setrin’izay ny mifankatia

Altro da Bessa/Bodo

Guarda Tuttologo