--VAVY :
Nanjary adinao ny adim-pitarainako
Nanjary fianananao ny fiainana iainako
--MIARAKA :
Ny antony satria mivady ny fitia (ny fitia)
Satria nivady ny fitia
--VAVY :
Rimbona ny aiko raha marary ianao
Ny masina aminao nolalaiko izao
--MIARAKA :
Ny antony satria mivady ny fitia (ny fitia)
Satria mivady ny fitia
... feon-kira ...
--LAHY :
Mahatratra ahy izay mahazo anao
Tonga alokao ny ratram-poko ao
--MIARAKA :
Ny antony satria mivady ny fitia (ny fitia)
Satria mivady ny fitia
--MIARAKA :
Niaraka na faly na ory isika roa
Izany ka fanahy nifankatia tokoa
Ny antony satria nivady ny fitia (o o)
Satria nivady ny fitia
Ny antony satria nivady ny fitia
Satria nivady ny fitia
--- feon-kira famaranana ---