Raha toa tsy nahomby ny tetik’ady
Natao hampiova ny toetra ratsy
Jereo izay tsy mety fa aza kivy
Fomba hafa indray atao
(Raha toa tsy nahomby ny tetik’ady) Ny kitakita miampy levilevy
(Natao hampiova ny toetra ratsy) Izay nampiasaina toa zary nandamoka
(Jereo izay tsy mety fa aza kivy) Vaka ny saina fa toa tsy mba nandaitra
(Fomba hafa indray atao)Izay fananarana natao
Dia valaketraka eo mikaroka fitaiza
Lalàna miaramila angamba
Sao dia maika koa hanimba ny toe-tsaina
Hataho-tsazy vao hiezaka
(aoka ny kapoka soloy fitiavana)Tsy ny kapoka fa fitiavana
(io no fanoitra tena soa)No fanoitra tena soa
(ao mba andramo)Zao mba handramana
Ny tambitamby no hatao
…
Ny kitakita miampy levilevy
Izay nampiasaina toa zary nandamoka
Vaka ny saina fa toa tsy mba nandaitra
Izay fananarana natao