menu-iconlogo
huatong
huatong
bodo-fony-aho-cover-image

Fony aho

Bodohuatong
raftmalaurihuatong
Testi
Registrazioni
Fony vao namony ny fitiavako anao

Nanomboka nazava ilay jiro mitsilopy

Dia tonga ny havandra sy ny orana nikija

Tonga hisopatra, hamono sy handrava ilay hazo novoleko

Tsy naharitra aho fa lasa nanefy akany vaovao ho ahy

Hanorenako indray ilay fitia notsahinao nandratra ahy

Ka rehefa lalim-paka sy tafajoro tsara ilay hazo novoleko

Dia tonga indray ianao handrava sy hiantso hoe: andao tsy

fandavana hatrany no nasetriko izany taminao

Ny vao tsy manitra no ratsy rehefa tonta iray ihany

Tsy naharitra fa lasa nanefy akany vaovao ho ahy

Hanorenako indray ilay fitia notsahinao nandratra ahy

Ka rehefa lalim-paka sy tafajoro tsara ilay hazo novoleko

Dia tonga indray ianao handrava sy hiantso hoe andao tsy

fandavana hatrany no nasetriko izany taminao

Ny vao tsy manitra no ratsy rehefa tonta iray ihany

AVELAO AHO HITOETRA RAHA MISY FAHANTRAKO

FA MAMIKO NY ANKANIKO KA TSY FOIKO IALANA

Altro da Bodo

Guarda Tuttologo