Olona mpanarato
Mailaka ambony rano e !
Olona mpanarato
Mailaka ambony rano e !
Mandeha, mandeha lakan-drafitra e-
olona mpanarato eny izy
Mandeha, mandeha lakan-drafitra e-
Tsy mba matahotra onja eny izy e ! iaaa
Zanaka mpanarato
Mitsimpona akorandriaka e
Zanaka mpanarato
Mitsimpona akorandriaka e
jereo jereo lakan-drafitra e-
Tsy mba matahotra onja eny izy
Jereo, jereo lakan-drafitra e-
Lakana mpanarato eny izy e ia
Vadin’ny mpanarato
Tsy afaka tebiteby e
Vadin’ny mpanarato
Tsy afaka tebiteby e,
manahy manahylakan-drafitra e-
Sao dia voatelin’onja eny izy.
Manahy, manahy lakan-drafitra e-
Lakana mpanarato eny izy e ia.
I eh a eh e...
Tsy matahotr’onja anie iny-
mpanarato tazako iny.
Fa ny tebiteby tsy mahasaraka-
fa olona tiany.
vohizo malaky hoy aho-
manafo ny lakanao,fa manina,anao..
Olona mpanarato
Mailaka ambony rano e !
Olona mpanarato
Mailaka ambony rano e ! ,
mandeha mandeha lakan-drafitra e-
olona mpanarato eny izy
Mandeha, mandeha lakan-drafitra e-
Tsy mba matahotra onja eny izy e iaa
Ie ia eh ...
Vadin’ny mpanarato
Tsy afaka tebiteby
Renin’i mpanarato
Tsy afaka tebiteby e
Manahy, manahy lakan-drafitra e-
Sao dia voatelin’onja eny izy
Manahy, manahy lakan-drafitra e-
Lakana mpanarato hono izy-
Manahy, manahy lakan-drafitra e-
Sao dia voatelin’onja eny izy
Manahy, manahy lakan-drafitra e-
Lakana mpanarato hono izy e iaa
Eh ah eh...
Eh ah ...
Eh ah eh...
Eh ah ...