menu-iconlogo
huatong
huatong
denise-bio-cover-image

Bio

Denisehuatong
rahmeh1 님이 업로드함
Denise - "BIO"

Tsy hafoizako aminay agny

Hatsarovako akagny

Tsikitsiky vao mandraigna ah

Masoandro tsy vangaigna ah

Na mbola miady mafy

Mirehareha zao fa gasy

Hafa fogna rô nintaigna ah

Aza adigno ny niaviagna eh

Zahay na mijalijaly ih

Zahay na tsy zarizary ih

Fa zahay tsy fagnary ih

Fihavanagna natao lova ah

Mampihaiky olo jiaby ih

Koa mbola hatsara-mbiavy ih

Nosy feno hafaliagna ah

Zay mandalo dia tamagna ah

Mbola BIO

Mbola BIO

Gasikara BIO

Raha jiaby BIO

Mbola BIO

Mbola BIO

Gasikara BIO

Raha jiaby BIO

Oh Ya eh Oh

Oh Ya eh

Oh Ya eh oh

Oh Ya eh

Mmmh

Malagasy tsy tia ady ih

Zahay tsy tia maka-lagy

Miavaka ano GASIKARA ah

Zègny sendra ano dia tara ah

Zava-boary mahavariagna ah

Kanto sy feno hatsaragna ah

Na mba tsara nin'olo oh

Ninay tsy hamiako oh

Zahay na mijalijaly ih

Zahay na tsy zarizary ih

Fa zahay tsy hifagnary ih

Fihavanagna natao lova ah oh

Mampihaiky olo jiaby ih

Koa mbola hatsara-mbiavy ih

Nosy feno hafaliagna ah

Zay mandalo dia tamagna ah

Mbola BIO

Mbola BIO

Gasikara BIO

Raha jiaby BIO

Mbola BIO (Bio)

Mbola BIO (Bio)

Gasikara BIO (Bio)

Raha jiaby BIO (Bio)

Oh Ya eh Oh

Oh Ya eh

Oh Ya eh oh

Oh Ya eh

Oh Ya eh Oh

Oh Ya eh

Oh Ya eh oh

Oh Ya eh

Mmmh

Welcome to MADA

Ano tongasoa ah

Bienvenue chez moi

Ano tongasoa eh

Welcome tto MADA

Ano tongasoa ah

Bienvenue chez moi

Ano tongasoa eh ohhhhh

Mbola BIO

Mbola BIO

Gasikara BIO

Raha jiaby BIO

Mbola BIO (Bio)

Mbola BIO (Bio)

Gasikara BIO (Bio)

Raha jiaby BIO (Bio)

Oh Ya eh Oh

Oh Ya eh

Oh Ya eh oh

Oh Ya eh

기록

추천 내용

더 보기logo

관련 플레이리스트

더 보기logo