menu-iconlogo
huatong
huatong
avatar

IVOARA -Je t'aime(tiako enao_ remastered 2K17)__byherii

Herihuatong
〰JoKhEr👣huatong
가사
기록
Raha iny zaho ’ndeha hody iny nahatazana anao

Voatery izaho Hanatitra anao

Tsy nampoiziko tokoa ny hahita anao

Hafaliana ny fo fa tiako ianao

Tsy tsapako intsony, ilay izaho te-hody

Satriko fona anilanao

’Zaho tsy te-hody, fa hanaraka anao

Satriko foana ny anilanao!

Tiako ianao, eny tiako ianao

Mamiko ianao, na hatrizay

Tiako ianao ,eny tiako ianao

Mamiko ianao, na hatrizay

Tsy tsapako intsony, ilay izaho nde hody

Satriko fona ny anilanao

’Zaho tsy te-hody, fa hanaraka anao

Satriko foana ny anilanaao!

Tiako ianao, eny tiako ianao

Mamiko ianao na hatrizaaay

Tiako ianao,, eny! tiako ianao

Mamiko ianao hatrizay izay

(hou hou hou houu- - -houu hou hou houu hou houu- -----)

(instrumental)

-----byMaker-----

Heri의 다른 작품

모두 보기logo