menu-iconlogo
huatong
huatong
melky-satria-cover-image

Satria

Melkyhuatong
𝕄𝕚𝕠𝕦🎀huatong
가사
기록
Satria aho dia tia

Dia tsy maintsy manaiky aho

Satria efa babo

Ny ato am-poko ato

Fa satriko foana

Ny hahitanao foana

Na misy adiady

Satria aho dia tia

Dia leferiko iany

Satria aho dia tia

Dia tsy maintsy manaiky aho

Satria efa feno ny ao anatiko ao

Fa satriko foana

Raha ianao no hanoro ahy

Na mararirary satria aho dia tia

Dia leferiko iany

Ref :Efa mamo ny fo

Efa babo tokoa

Efa mamo ny foko

Tena babo tokoa

Fa raha sanatria misy

Tsy fitiavanao ahy

Aza ambara eto izany

!

Manaiky aho fa tia tena tsapako mihitsy

Manaiko aho fa babo

Ny ato anatiko ato

Fa mamiko foana

Na dia mamilafila aza

na hoe sangisangy

Mody manambitamby

Miaiky aho fa tia

Ref :Efa mamo ny fo

Efa babo tokoa

Efa mamo ny foko

Tena babo tokoa

Fa raha sanatria misy

Tsy fitiavanao ahy

Aza ambara eto izany

!

!

Ref :Efa mamo ny fo

Efa babo tokoa

Efa mamo ny foko

Tena babo tokoa

Fa raha sanatria misy

Tsy fitiavanao ahy

Aza ambara eto izany

aza ambara eto izany

aza ambara eto izany

! na na na e, na na na

fa tsy zakako izaaany

aza ambara eto izany

Melky의 다른 작품

모두 보기logo