(PRELUDE MUSIC)
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifandao ,tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao o o o
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifandao ,tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao o o o yeaahh
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, avela mandeha
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao o o oo
Ra ianao hatramin’izao
No misafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!
Fa raha... handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
yee eeah..izao
.. tsy afaka mitana izay tsy tamana
Ra ianao hatramin’izao
No misafidy izay tokony hatao!
ampy izay ,Avelao aho!
Fa raha.. handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony!
Tsy hay fantarina , izay tsy tamàna..
Mankafiza finaritra!
thanks HERI :)