Izy tsy hanambara rahoviana
hoe:"Tia anao" izany
Fa tena tia tokoa ve
sa manaiky fotsiny ihany e!?
Izy tsy hanambara rahoviana
izay tena an-dohany ihany
Izy ’nefa tsy mandà
fa toa manaiky hatrany hatrany ee!
Nefa ny ao an’eritreriny
hoe : lasanao ny fony
Efa ambarany amin’ny fihetsiny
hoe :’ty ny vatako tolomy..
Dia toa miandry atao an-keriny izy
’Zany angamba no tiany atao
Efa ’zay ’lay kalakely iny e
izy hanahaka ny neniny
(interlude..)
Izy tsy hanambara rahoviana
hoe:"Tia anao" izany
Fa tena tia tokoa ve
sa manaiky fotsiny ihany e!?
Izy tsy hanambara rahoviana
izay tena an-dohany ihany
Izy ’nefa tsy mandà
fa toa manaiky hatrany hatrany ee!
Nefa ny ao an’eritreriny
hoe: lasanao ny fony
Efa ambarany amin’ny fihetsiny
hoe :’ty ny vatako tolomy..
Dia toa miandry atao an-keriny izy
’Zany angamba no tiany atao
Efa ’zay ’lay kalakely iny e
TIA fa tsy akiteniteny
Izay "passe"-nao "passe"-nao
Ny revinao revinao
Rehefa tia ianao de ’zay..
Fa reventsika milay foana izy e!
REF (X4) : izay "passe"-nao , "passe"-nao (.....)
revinao revinao
Rehefa tia ianao de ’zay!
Fa reventsika milay foana izy e (X4)
HERI :)
studvoc.html