Mafy orina (Johane)
Raha ny amiko aloha efa tsisy miafina aminao
( Tsisy Miafina aminao ouuh!)
Dia ny andro sisa hiainako ankiniko aminao
Satria
Tsy manana hafa hianteherana aho
Ny fitiavako anao koa tsy haiko ferana
Efa ianao io ilay fanaperako aaaah!
K'avelao aho hikalokalo e
Avelao aho hitsikitsiky
Avelao aho ho saro-piaro e
Ho ahy irery ianao, izay no iriko
K'atokany ho ahy ny fonao
Zaho koa manantena fa ny ahy efa ianao
ooohhh yeeaaayeaaahhh!
F'ilay hazavana tsy hitako hatrizay
Indro niposaka indray
Rehefa iny aho eo akaikinao ouuhh!
Toa adinoko izao rehetra izao ouuhh!
Tsy mahafoy ny eo anilanao ,humm!
Raha ny amiko aloha efa tsisy miafina aminao
( tsisy Miafina aminao ouuh! )
Dia ny andro sisa hiainako ankiniko aminao
Satria
Tsy manana hafa Hianteherana aho
Ny fitiavako anao koa tsy haiko ferana
Efa ianao io ilay fanaperako aaaah!
Ho eo anilanao hoazy aho
Tsy hiala fa hitampify eo an-tratranao hoazy aho eeh!
Ndeha tsika hiara-hanorina
Mba ho mafy orina tsy ho ravan'ny ela anie eeeh
(tsy ho rava fa ianao irery)Tsy ho ravan'ny ela anie eee
(tsy ho rava fa ianao irery)
F'ilay hazavana tsy hitako hatrizay
Indro niposaka indray
Rehefa iny aho eo akaikinao ouh!
Toa adinoko izao rehetra izao ouuh!
Tsy mahafoy ny eo anilanao ,humm!
Avelao aho hikalokalo e
Avelao aho hitsikitsiky
Avelao aho ho saro-piaro e
Ho ahy irery ianao, izay no iriko
yeeaaahhhhh!
F'ilay hazavana tsy hitako hatrizay
Indro niposaka indray
Rehefa iny aho eo akaikinao ouuhh!
Toa adinoko izao rehetra izao ouuhh!
Tsy mahafoy ny eo anilanao ,humm!
F'efa mafy orina eh ( Mafy orina ehh )
Mafy orina yeeeahh! ( Mafy orina eeh)
( Tsy ande aho na maro olana eehhh) humm!
F'efa Mafy orina eeehh ( Mafy orina ehh)
By Rudima