otran toa nofy izany
ity fiainako
Feno fasambarana a
mangoritsina ny vatako
mahita ity masonao aho ee
efa ianao no finidy
ny foko mihitsy no nisafidy aho
efa takona ny masoko ee
tsy mahita hafa tsy ianao
hazavana ao anaty haizina e
tanany ifikirako raha toa ka potraka e
angovo ianteherako rehefa trotrak e
ianao ianao
ankilanao zaho
feno anao zao o
lasa miaina fahasambarana noho ianao
sarobidy amiko ianao
sarobidy amiko ianao
sarobidy amiko ianao
ianao eeeee
ijoro andry anao hatrany e
amin faly fa tsy am tomany oo
matokisa fa fitia hatrany no atolotro
teny mpitiavana notonon’ny molotro
fitiavako manontolo no omeko anao
anjakako hatrany ny lapa ny fonao
tontolo hafa mintsy e
ho anao malala
k’aza manahy ianao fa
matokisa ahy ee
tokana ny ahy ny fitiavako aa
fitia feno fitia aharitra ho doria
eeeeeee*
mandramaty aminao zaho tsy iala ah
mandramaty aminao zaho tsy iala eee
sarobidy amiko ianao
sarobidy amiko ianao
sarobidy amiko ianao
ianao eeeee
instru
ankilanao zaho
feno anao zao o
lasa miaina fahasambarana noho ianao
sarobidy amiko ianao
sarobidy amiko ianao
sarobidy amiko ianao
ianao eeeee
sarobidy amiko ianao
sarobidy amiko ianao
sarobidy amiko ianao
ianao eeeee