menu-iconlogo
logo

Mbarakaly

logo
Тексты
Eh miavia aty moa anao Valy e

Eh miavia aty moa anao Vale

Eh niadiady zay 'maly e

Eh niadiady zay 'maly e

Anabavinao lôsô

Tsy hay tany nombany e

Bavinao volano izy e

Mijaly ny ankizy e

Anao malakia

Malakia

Zaho lazainy nampiaraka

Izy

asa tsy hisaraka