menu-iconlogo
huatong
huatong
avatar

Mahatsara zaho

Shynhuatong
Lovatiana💋huatong
เนื้อเพลง
บันทึก
Tsapako fa banga, foâgna ny tontolo,

Izy koa anao tsy akeo

Ray minitra ama, tsy feno Foko misento

Satria rô zatra mahita anao zaho!

Tsisy raha manjary, zegny atao jiaby,

Karaha mitapy, mivezivezy tsisy tagny homboagna

Mafy mahazo, ho very koa raha tsy misy anao zah! (yeah yeah)

Na andalam-be, na amin'ny alim-be

Tsy ary nisy koa fotoagna Ke tsy nahatsiarôvako anao, Tsy digny ny mandraigna (baby!)

Ankilanao no tiako, ankilanao no hoe

Mahatsara 'zaho (baby!)

Ankilanao no mety Ankilanao zaho mafy

N'ino n'ino mety ho ady misy (yeah!)

Mila anao 'zaho. isan'andro

Satria rô tena fy ny ankilanao

Hifampizarako ny mafy sy ny meva

Ndré maro fahavalo,

Fignoako anao tsy ho rava an'zany

Nandalo, nandrava , tsy hampifindra

Tsy hampihôva fitiavako anô aby rah'zany

Na firifiry, nangirifiry

Fitsapana mainka kô mitombo Fitiavako anao,

Tsy hay raràgna Mahery, mahafaty

Nefa hatramin'izay anao foagna! (yeah!)

Anao rô tiako, anô no ilaiko

Anao fagniriako ho namagna amin'ny ho avy

Ho vady hitohagn'aigna (baby!)

Anao rô tiako, anô ro ilaiko

Anao fagniriako ho namagna amin'ny ho avy

Ho vady tohan'aigna

Ankilanao no tiako, ankilanao no hoe

Mahatsara 'zaho (baby!)

Ankilanao no mety Ankilanao zaho mafy

N'ino n'ino mety ho ady misy (yeah!)

Mila anao 'zaho. isan'andro

Satria rô tena fy ny ankilanao

Hifampizarako ny mafy sy ny meva

http://tononkira.serasera.org/hira/shyn-1/mahatsara-zaho-1 tononkira.serasera.org

เพิ่มเติมจาก Shyn

ดูทั้งหมดlogo
Mahatsara zaho โดย Shyn – เนื้อเพลง & คัฟเวอร์