menu-iconlogo
huatong
huatong
mage-4-sahy-minia-cover-image

Sahy minia

Mage 4huatong
MíčhkåStÿlëshuatong
Lời Bài Hát
Bản Ghi
Avelao aho hitampify

Sy hitoetra anilanao

F'eo antsandrinao no misy

Mampitsahatra ny sento

Satria raha sendra alahelo

N'y fitia tsy kilalao

Io tsy fitadiavam bola

Fahendrena no ilaina

Réf: Mahatsiaro sambatsambatra aho

Malala akaikinao

Faly sy mirana aho

Sahy minia

Fefy iray ihany

Zay de ampy ho ahy

Hampisedra ny ho avy

Raha izao no zava nisy

Tsy Mba teo mihitsy ianao

De singan'olona aho indrisy

Very saina lava izao

Mety misy anefa any

Mety misy hatramin'izao

Fo iray zay sasa miandry

fa ianao no efa safidy

Réf: Mahatsiaro sambatsambatra aho

Malala akaikinao

Faly sy mirana aho

Sahy minia

Fefy iray ihany

Zay de ampy ho ahy

Hampisedra ny ho avy

Réf: Mahatsiaro sambatsambatra aho

Malala akaikinao

Faly sy mirana aho

Sahy minia

Fefy iray ihany

Zay de ampy ho ahy

Hampisedra ny ho avy

Réf: Mahatsiaro sambatsambatra aho

Malala akaikinao

Faly sy mirana aho

Sahy minia

Fefy iray ihany

Zay de ampy ho ahy

Hampisedra ny ho avy

Nhiều Hơn Từ Mage 4

Xem tất cảlogo