menu-iconlogo
huatong
huatong
avatar

Mahery Ny Fitia

Bessahuatong
💖🇲🇬Sukotto🍜スコット💖huatong
歌词
作品
Tsy fanahy iniana

Ny resin’ny tiana

Fa mahery ny Fitia

Ianao mpanakina

Nanjary mangina

Fa mahery ny fitia

Ny tena mahazendana indrindra

Ianao mpiriaria tsy mifindra

Tamana tokoa ve

Fiovana lehibe

O! Mahery ny fitia

Tsy tarehy sy bika

No iarahantsika

Fa mahery ny fitia

Tsy fatoram-boady

Na gadram-mpivady

Fa mahery ny fitia

Tsy hoe hifampi-banjina tsy miato

Fa roa mampiaradia te hilanto

Hamafa ny lasa

Hiara-hikasa

Fa mahery ny Fitia

Hamafa ny lasa

Hiara-hikasa

Fa mahery ny Fitia

更多Bessa热歌

查看全部logo
Mahery Ny Fitia Bessa - 歌词和翻唱