menu-iconlogo
huatong
huatong
avatar

Tiako Loatra Ianao

Elsiehuatong
Sukotto🌀スコット🇲🇬🇲🇬huatong
歌词
作品
Nataoko ampy ahy

ireo ’zay natolotrao

Nolazainao fa

hoe avy ao am-po

Ary ampy hifaliako

F’efa natokana ho ahy

Ilay fitia

’zay nandrasako

Tsy misy ilaiko

raha ny ankoatra anao

Fa ny masaka an-tsaiko

dia ianao

Fa Tiako loatra ianao,

tsy foiko tokoa

Na ho mafy na ho mora

no iarahantsika roa

Fa tiako loatra ianao,

tsy foiko tokoa

Tsy haharesy lahatra ahy

’zay milaza fa ianao tsy ho ahy

Tsy hitady intsony aho,

hafa hasolo anao

F’efa ianao no

andry iankinako

Ary omeko ny foko,

tsy hiandry tambiny aho

Fa hafoiko, eny, ny amiko

Tsy misy ilaiko

raha ny ankoatra anao

Fa ny masaka an-tsaiko

dia ianao

Fa tiako loatra ianao,

tsy foiko tokoa

Na ho mafy na ho mora

no iarahantsika roa

Fa tiako loatra ianao,

tsy foiko tokoa

Tsy haharesy lahatra ahy

’zay milaza fa ianao tsy ho ahy

Tiako loatra ianao,

tsy foiko tokoa

Na ho mafy na ho mora

no iarahantsika roa

Fa tiako loatra ianao,

tsy foiko tokoa

Tsy haharesy lahatra ahy

’zay milaza fa ianao

Tiako loatra ianao,

tsy foiko tokoa

Na ho mafy na ho mora

no iarahantsika roa

Tiako loatra ianao,

tsy foiko tokoa

Tsy haharesy lahatra ahy

’zay milaza fa ianao

tsy ho ahy

tsy ho ahy

tsy ho ahy

更多Elsie热歌

查看全部logo

猜你喜欢

Tiako Loatra Ianao Elsie - 歌词和翻唱