menu-iconlogo
huatong
huatong
avatar

Ianao no heriko

Bessahuatong
💖🇲🇬A.O.Fred👀💖huatong
歌詞
作品
Mifaly aminao ny foko andriamanitra ô

Fa niposaka ao ny taratry ny lanitra

Tononkalo vao no indro izao ateriko

Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko

Manazava ahy ny endrikao somamby

Ravo ny fanahy fa voatambitamby

Tononkalo vao no indro izao ateriko

Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko

Ny androko malia maratra raha atambatra

Toloranao fitia dia tony sady sambatra

Tononkalo vao no indro izao ateriko

Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko

Tononkalo vao no indro izao ateriko

Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko

更多Bessa熱歌

查看全部logo
Ianao no heriko Bessa - 歌詞和翻唱