huatong
huatong
bodo-ataoko-akory-cover-image

Ataoko akory

Bodohuatong
MIAHY_🇲🇬huatong
الكلمات
التسجيلات
Mandiniha fa toetra ratsy

Aleo milaza fa hoe izaho tsy ho avy

Toy izay mampanantena

Izaho anefa aty mihenahena

Fa raha toa ianao malaina

Avelao aho fa aza adalaina e!

Tsy efako raha ianao tia ahy

Ianao indray no toa mila kisa

Ataoko akory iha raha tsy ahefa

Ny ahy lahy fitia diso fiantefa

Nihevitra aho fa hiaraka amin'ny sarotra e! (Tsy ahefa)

Hay moa ny fitiavanao mifototra e!

Ny fotoana tamin'ny dimy

Raha tsy tonga ianao tsy omena tsiny

Fa raha hitako any an-kafa

Izany kosa angamba hafahafa

Fa raha toa ianao malaina

Avelao aho fa aza adailana

Tsy efako raha ianao tia ahy

Ianao indray no toa mila kisa

Ataoko akory ia raha tsy ahefa

Ny ahy lahy fitia diso fiantefa

Nihevitra aho fa hiaraka amin'ny sarotra e!

Hay moa ny fitiavanao mifototra e!

Ataoko akory iha raha tsy ahefa

Ny ahy lahy fitia diso fiantefa

Nihevitra aho fa hiaraka amin'ny sarotra e! (Tsy ahefa)

Hay moa ny fitiavanao mifototra e!

Ataoko akory iha raha tsy ahefa

المزيد من Bodo

عرض الجميعlogo

قد يعجبك