.............
Sambatra ianao
avy eo sambatra aho
Rehefa tafaray
zaho sy ianao
Hitondra fitiavana
iray vaovao
Natokako irery ho anao
Avo be ka tsy takatro
Ilay kintana nomeko anao
Fa todiko foana
na dia eny ianao
No amiratra ho
ahy manontolo
REF:ieeeee,ka ho ahy
tiko hoahy irery ianao
hiadana sy ho
fianaritra aho
hitety izao tontolo izao
hiaraka aminao
ka ho ahy,
tiko ho ahy irery ianao
hiadana sy ho fianaritra
ho hitan'ny ambany lanitra
Avo be ka tsy takatro
Ilay kintana nomeko anao
Fa todiko foana
na dia eny ianao
No amiratra ho
ahy manontolo
Sambatra ianao
avy eo sambatra aho
Rehefa tafaray
zaho sy ianao
Hitondra fitiavana
iray vaovao
Natokako irery ho anao
REF:ieeeee,ka ho ahy
tiko hoahy irery ianao
hiadana sy ho
fianaritra aho
hitety izao tontolo izao
hiaraka aminao
ka ho ahy,
tiko ho ahy irery ianao
hiadana sy ho finaritra
ho hitan'ny ambany lanitra
ieeeee,ka ho ahy
tiko hoahy irery ianao
hiadana sy ho
fianaritra aho
hitety izao tontolo izao
hiaraka aminao
ka ho ahy,
tiko ho ahy irery ianao
hiadana sy ho finaritra
ho hitan'ny ambany lanitra
hiadana , finaritra
ho hitan'ny ambany lanitra
hiadana, fianaritra
ho hitan'ny ambany lanitra