Raha volana mpamitaka iny tsy omeko anao
Fa efa maro no nodifiany niala maina teo
F'ataoko fifaliana ho ahy ny tsikitsikinao
Hitoetra, hiezaka mafy aho inty fonao tsy haratra
Ho tratra, lay tanjona hoe : " tsika eo foana,
tsy ho resi'ny elanelana, tsy ho resin'ny fotoana"
Fa zao aloha sady manonofy
satria valaky ny ketrika dia hikalokalo indray hoe :
Te ho any aho fa tsy afaka eh
Ny alahelo anao aloha zao no masàka
Aza manahy fa raha solafaka aho
Tsy ho soloiko anjara fa efa feno ny fo
Dia antsoitsoy matetika fa mafy ny aty
Indrindra masoandro milentika tsy eo anilandry
Andefaso fampaherezana am simeso akia
Fa mitady miketrika ny hangalana ny tananao
Fa ny hàka anao koa tanjona efa elaela ihany
Mbola hasarotin'ny fisian'ny elanelan-tany
Nefa hiafiko sy hikipiako na dia te hankàny
Vitan'ny hafa ve ry tiako? "Vitan-tsika zany"
Ho tratra 'lay tanjona hoe : "tsika eo foana,
tsy ho resin'ny elanelana, tsy ho resin'ny fotoana"
Fa zao aloha sady manonofy
satria valaky ny ketrika dia hikalokalo indray hoe :
Te ho any aho fa tsy afaka eh
Ny alahelo anao aloha zao no masàka
Aza manahy fa raha solafaka aho
Tsy ho soloiko anjara fa efa feno ny fo
Dia antsoitsoy matetika fa mafy ny aty
Indrindra masoandro milentika tsy eo anilandry
Andefaso fampaherezana am simeso akia
Fa mitady miketrika ny hangalana ny tananao
instru
Te ho any aho fa tsy afaka eh
Ny alahelo anao aloha zao no masàka (ao an-doha)

..........