menu-iconlogo
huatong
huatong
avatar

Hafatra ( instr : yasnah & Galasam's )

Rossyhuatong
GW🌍yasnah🇫🇷🎤🎶💖🇲🇬huatong
Тексты
Записи
Hafatra (ROSSY)

instr: yasnah & Galasam's

Tandremo sao

Tsy tsaroanao ilay hafatra,

Aza misy adino ataovy tonga lafatra;

Ny rediredin’ny fo kely adalako,

Ampombaiko anao

Omeo ilay malalako.

Tsy manadino hono hoe,

Na tsy mahasoratra ho anao;

Fa ny alahelo anao no be,

Ka lasa saina lava izao;

Fa mbola be ny zava-tiana hambara,

Nefa aok' izay, mandehana ianao sao tara.

By: yasnah & Galasam's

ialako tsiny raha toa miambakavaka,

Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka;

ialako tsiny raha mando koa ny tavako,

Tsy tomany aho fa ditsoka, tongava soa

ialako tsiny raha toa miambakavaka,

Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka;

ialako tsiny raha mando koa ny tavako,

Tsy tomany aho fa ditsoka, tongava soa

ialako tsiny raha mando koa ny tavako,

Tsy tomany aho fa ditsoka,

Tongava soa

yasnah & Galasam's Msaotra e ;)

Еще от Rossy

Смотреть всеlogo
Hafatra ( instr : yasnah & Galasam's ) от Rossy - Тексты & Каверы