Akipio ny masonao
Dia mba henoy izao lazaiko izao
Fa natao ho anao irery
Porofom-pitiava_na
Raha heloko ny mitia anao
Efa tany am-ponja aho ohatr'izao
Na tsiky na alahelo
Izaho tsy mahasaraka
Tsy hoe mahay miteny
Fa 'lay fitia no namoaka ireny
Aza manahy raha toa ka hoe
Sendra ny mafy sy ny sarotra e
'Zaho aty vonona ny tsy
Hivadika amin'ny toky nomena
Na faly na ory 'sika sy ianao
Sanatria zany raha hifandao
Androany miangavy aho mba lazao raha sitrakao
Ny halalin'ny fitiavanao
Ny fitiavanao, ny fitiavanao, ny fitiavanao,ny fitiavanao
Dia izao,
'Zaho tsy hangataka ny volana aminao
Fa ny tadiaviko dia izao
Hoe 'lay fitiavanao
K'aza manahy ianao
F'izaho tsy hivadika
Tsy mahasaraka anao, tsy mahafoy anao
Efa zatra loatra anao e
Aza manahy raha toa ka hoe
Sendra ny mafy sy ny sarotra e
'Zaho aty vonona ny tsy
Hivadika amin'ny toky nomena
Na faly na ory 'sika sy ianao
Sanatria zany raha hifandao
Androany miangavy aho mba lazao raha sitrakao
Ny halalin'ny fitiavanao
Ny fitiavanao, ny fitiavanao, ny fitiavanao,ny fitiavanao
aza manahy raha toa ka hoe
zaho aty tsy ivadika am toky nomena
Na faly na ory 'sika sy ianao
Sanatria zany raha hifandao
Androany miangavy aho mba lazao raha sitrakao
Ny halalin'ny fitiavanao
Ny fitiavanao, ny fitiavanao, ny fitiavanao,ny fitiavanao
Akipio ny masonao
Dia mba henoy izao lazaiko izao
Fa natao ho anao irery
Porofom-pitiava_na