Ny endrikao mamiratra Toa mahalasa saina
Ny hanalavitra anao Toa tsy hahavelona ahy
Fa voahozon-kitia anao ve zah sa ahoana?
Efa olon-kafa no hitsikianao dia Mbola ianao foana
Gadranao 'lay foko ao
Nomeko anao 'lay fitiavako
Fa tsy hovoasoloko Na oviana na oviana
Lay toerana nindramiko
Ka hanalavitra anao wa zah
Na mety halahelo anao aza ah wa
Ny foko tsy hiova hitahiry 'reo vita
Nilentika teo 'lay masoandro efa iva
Hanalavitra anao wa zah a
Na misy fitia aza a
Any aminao
Aleo aloha zah hitia mangina anao
Ny antsika voafetra ny fotoana
Ny tsiky homenao ahy Dia lasa sarisary foana
Ny tananao mitantana ahy
Fa ny fonao mbola mitempo ho azy
Ny saiko mitady ho sahy
Fa ny foko no mahatsiaro marary
Mila tsy ho zakan'ny eritreritra
Fa 'zay ataonao dia toa mampijaly
Ny antsika tantara vao niandoha
Dia toa tapitra sahady
hanalavitra anao wa zah
Na mety halahelo anao aza ah wa
Ny foko tsy hiova hitahiry 'reo vita
Nilentika teo 'lay masoandro efa iva
Hanalavitra anao wa zah a
Na misy fitia aza any
Any aminao
Aleo aloha zah hitia mangina anao
Instru
hanalavitra anao wa zah
Na mety halahelo anao aza ah wa
Ny foko tsy hiova hitahiry 'reo vita
Nilentika teo 'lay masoandro efa iva
Hanalavitra anao wa zah a
Na misy fitia aza any
Any aminao any aminao
Aleo aloha zah hitia mangina anao
hanalavitra anao wa zah
Na mety halahelo anao aza ah wa
Ny foko tsy hiova hitahiry 'reo vita
Nilentika teo 'lay masoandro efa iva
Hanalavitra anao wa zah a
Na misy fitia aza any
Any aminao
Aleo aloha zah hitia mangina anao
........