Resaka ve no ho tantaraina
Olon-dehibe samy manan-tsaina
Nefa ny zavatra fantatray
Ty fitiavana ity mampiferinaina re
(Eny o)
Tratran’ny bika sy ny hatsarana
'Zay de hirifatra ka tsy tana
Hanova fonenana ve r' ingahy
Ka ny vady aman-janaka no hialanareo
(Oh, Mandram-pihaona tongava soa e)
Mandram-pihaona tongava soa
Raha hanaraka an’iny any lavitra any e
(ianao no namadika fanekena)
Ianao no namadika fanekena
F'izahay sy ny ankizy dia eto ihany ô
(Aza maharitra ela loatra e)
Aza maharitra ela loatra
Fa rehefa miverina tiako ihany e
Ô ô, ireo nilaozan'ny tiana tsy taza-maso ô
(Tsy mahinan-kanina fa misento ô)
Tsy mahinan-kanina fa misento ô
Mirotsaka ho azy ny ranomaso ô
(Nefa na ho ela na ho haingana iny e)
Nefa na ho ela na ho haingana iny e
Tsy maintsy miverina fa andraso ô
(Mbola ho avy e)
Mbola ho avy izy e, mbola ho avy izy e
Mbola ho avy izy e k’aza malahelo
'Zay nanova fitàna
Ka nandao ny tanàna e
Mbola ho avy izy e k’aza malahelo
(Instrum)
(Oh, Mandram-pihaona tongava soa e)
Mandram-pihaona tongava soa
Raha hanaraka an’iny any lavitra any e
(ianao no namadika fanekena)
Ianao no namadika fanekena
F'izahay sy ny ankizy dia eto ihany ô
(Aza maharitra ela loatra e)
Aza maharitra ela loatra
Fa rehefa miverina tiako ihany e
Ô ô, ireo nilaozan'ny tiana tsy taza-maso ô
(Tsy mahinan-kanina fa misento ô)
Tsy mahinan-kanina fa misento ô
Mirotsaka ho azy ny ranomaso ô
(Nefa na ho ela na ho haingana iny e)
Nefa na ho ela na ho haingana iny e
Tsy maintsy miverina fa andraso ô
(Mbola ho avy e)
Mbola ho avy izy e, mbola ho avy izy e
Mbola ho avy izy e k’aza malahelo
'Zay nanova fitàna
Ka nandao ny tanàna e
Mbola ho avy izy e k’aza malahelo
(Instrum)
Resaka ve no ho tantaraina
Olon-dehibe samy manan-tsaina
Nefa ny zavatra fantatray
Ty fitiavana ity mampiferinaina re
(Eny o)
Tratran’ny bika sy ny hatsarana
'Zay de hirifatra ka tsy tana
Hanova fonenana ve r'ingahy
Ka ny vady aman-janaka no hialanareo
(Oh, Mandram-pihaona tongava soa e)
Mandram-pihaona tongava soa
Raha hanaraka an’iny any lavitra any e
(ianao no namadika fanekena)
Ianao no namadika fanekena
F'izahay sy ny ankizy dia eto ihany ô
(Aza maharitra ela loatra e)
Aza maharitra ela loatra
Fa rehefa miverina tiako ihany e
Ô ô, ireo nilaozan'ny tiana tsy taza-maso ô
(Tsy mahinan-kanina fa misento ô)
Tsy mahinan-kanina fa misento ô
Mirotsaka ho azy ny ranomaso ô
(Nefa na ho ela na ho haingana iny e)
Nefa na ho ela na ho haingana iny e
Tsy maintsy miverina fa andraso ô
(Mbola ho avy e)
Mbola ho avy izy e, mbola ho avy izy e
Mbola ho avy izy e k’aza malahelo
'Zay nanova fitàna
Ka nandao ny tanàna e
Mbola ho avy izy e k’aza malahelo
--------
(Bapampaaaa xD)