menu-iconlogo
huatong
huatong
mage-4-taratasy-farany-cover-image

Taratasy farany

Mage 4huatong
℠ΗΞΓ𝖎𓃰𝄞₂₆₁🇲🇬𝓜𝓭𝓰𓏧ツhuatong
เนื้อเพลง
บันทึก
(PRELUDE..)

Nangina hatramizay,irery lay fitia

Andinonao sahady ny taloha

Niandry ihany aho sao handray avy aminao

Taratasy iray hampionon'ahy..

(interlude..)

Nangina hatramizao ,irery lay fitia

Adinonao sahady ny taloha

Niandry ihany aho sao, handray avy aminao

Taratasy iray hampionona'ahy..

Lavitra mampisy ny olana hoantsika

Asa raha mahatsiaro ahy ianao

Niaritra ny hatsiaka sy ny orana mikija

Ny embona no tsy mahasaraka ahy..

FA ny eritreritro mandaha,ny ao an-poko toa

tsy sahy

Tsy tia hisaina ny hoe : voafitakao...!

Matoa aho nankaty, tsy handositra fitia

Fa hanomana ho anao ny fiaianana

Matoa ianao minia, tsy hamaly intsony koa

Dia taratasy farany ity!

Miandry ny, ela hoy aho toa haritro eny ihany

Manina tsy tia no mampijaly

Ny akany izay homaaniko raha toa tsy

andrinao

Dia mahità ny mendrika ary ianao

Hanova indray ny ampitsoko aho

Hiaina lavitra anao

Hanandrana aho raha zay no sitrakao...

(interlude..)

Miandry ny ela hoy aho toa haritro eny ihany

Manina tsy tia no mampijaly

Ny akany izay homaniko raha toa tsy

andrinaaao!

Dia mahità ny mendrika ary ianaaao!

Hanova indray ny ampitsoko aho

Hiaina lavitra anao

Hanandrana aho raha zay no sitrakao...

Hanova indray ny ampitsoko aho

Hiaina lavitra anao

Hanandrana aho raha zay no sitrakao

Raha toa ianao minia tsy hamaly intsony koa

vita tompoko o :P

Heri

เพิ่มเติมจาก Mage 4

ดูทั้งหมดlogo