menu-iconlogo
huatong
huatong
mage-4-very-namana-cover-image

Very Namana

Mage 4huatong
natashariche2huatong
เนื้อเพลง
บันทึก
Mampatsiahy anao hatrany

Sy izay lasa izay

Ilay toerana iray

Fihaonana aminao

Fahanginana sisa

Sy embona anao

Tsy re intsony ilay feonao

Lasa nandao

Ny aliko hatramin'izao

Feno alahelo anao

Fa efa nilaozanao

Manjombona avokoa mangahiahy hatramin'izao

Mandry tsy hifoha any ianao

Marary ny fo nilaozanao

Manganohano tsy hay tohaina

Tsy mety mitony

Fa te hanantena ilay fiverenanao

Ireo fiarahana tsy hay hadinoina

Fa mamy tokoa

Ilay mozikantsika iny

Miraikitra ao am-po

Vavaka sisa

No asandratray

Mba hampitony

Ireo tsiahy mameno fanahy

Mandry tsy hifoha any ianao

Marary ny fo nilaozanao

Manganohano tsy hay tohaina

Tsy mety mitony, "very namana aho"

Mandry tsy hifoha any ianao

Marary ny fo nilaozanao

Manganohano tsy hay tohaina

Tsy mety mitony "very namana aho"

Mandry tsy hifoha any ianao

Marary ny fo nilaozanao

Manganohano tsy hay tohaina

Tsy mety mitony

Fa te hanantena ilay fiverenanao

Ho sambatra ianao

Efa nanana anao

เพิ่มเติมจาก Mage 4

ดูทั้งหมดlogo