Angamba tsy hainao,Yeah
Fa ny nataonao ihany no nahatonga anah otrizao
Ny alaeloko sy ranomasoko lava
Ny tomany,tanondrika nanary lamba
Tsy ho adinoko angamba
Nefa voamaika nataoko ny hampitraka anah
Tsy nataoko ho sakana
Nozakaiko ho anah irery ny mahazo anah
Tsy ianao no ande ho andrasana
Fa ny aty ko malala mionona e
Mahay miala fa tsy mila atorona e
Mahay mandrava dia mahay manorona e
Tsy ela,tsy ela dia mahita solony e
Fa ny aty ko malala mionona e
Mahay miala fa tsy mila atorona e
Mahay mandrava dia mahay manorona e
Tsy ela,tsy ela dia mahita solony e
Ayeeeeeeeeeee eeeeeeeeeh
Aleo namako aza fa tsy manino oh
Ayeeeeeeeeeee eeeeeeeeeh
Dia vao maika tsara nariny oh
Ka tsy izany
ny ande ampivarilavo ana
sy ampijaly lava anao
Fa misy anie vonona hitia sy hanaja anao
Efa ela no niandry anao
(Ayeeeee)
Fa ny atao hoe fitia tena tsara tsy lany
Tonga ho azy foana io fa aza manahy izany
Ny anjara koa tsy azo terena
Izay tonga eo no atrehana
Rehefa voa dia mandinin-tena a
Hita avy eo izay fandehany a
Fa ny aty ko malala mionona e
Mahay miala fa tsy mila atorona e
Mahay mandrava dia mahay manorona e
Tsy ela,tsy ela dia mahita solony e
Fa ny aty ko malala mionona e
Mahay miala fa tsy mila atorona e
Mahay mandrava dia mahay manorona e
Tsy ela,tsy ela dia mahita solony e
Ayeeeeeeeeeee eeeeeeeeeh
Aleo namako aza fa tsy manino oh
Ayeeeeeeeeeee eeeeeeeeeh
Dia vao maika tsara nariny oh
Fa ny aty ko malala mionona e
Mahay miala fa tsy mila atorona e
Mahay mandrava dia mahay manorona e
Tsy ela,tsy ela dia mahita solony e
Fa ny aty ko malala mionona e
Mahay miala fa tsy mila atorona e
Mahay mandrava dia mahay manorona e
Tsy ela,tsy ela dia mahita solony e
Ayeeeeeeeeeee eeeeeeeeeh
Aleo namako aza fa tsy manino oh
Ayeeeeeeeeeee eeeeeeeeeh
Dia vao maika tsara nariny oh