raha nanosrisory anahy enao taloha
ankehitriny enao lasa akaiky ny fo
namiratra ehh
lay haizina tanatiko
vofafa teo lay ratram po
dia nazava indray ny lalako
ou ou ou ouuuu teo enao no lasa mamiko
ilay fanirina hoe hiova ianao no efa tanteraka izao eh
zaho ilay tavela sy ilay nalahelo no efa tsy nanantena anao eeh
ny saiko tsy mino fa ilay faniriko ho tanteraka izao eh
efa nanadino anao eh
tsy nanantena intsony ianao eee
niova ianao
niova aho
tsy toy ny lalako anao
niova tokoa
tsy toy ny taloha
tsy nanenina aho raha nandray anao
instru
dia lasa nahasarompiaro, isaminitra aho matsiaro , enao ilay tsy nahasarotiny ahy
niserana teo nandalo, karazana ratra maro ,
nataonao ahy ee
efa niova izany e
aza atao intsony eh
izy mampitomany ahy , any ah
ilay fanirina hoe hiova ianao no efa tanteraka izao eh
zaho ilay tavela sy ilay nalahelo no efa tsy nanantena anao eeh
ny saiko tsy mino fa ilay faniriko ho tanteraka izao eh
efa nanadino anao eh
tsy nanantena intsony ianao eee
niova ianao
niova aho
tsy toy ny lalako anao
niova tokoa
tsy toy ny taloha
tsy nanenina aho raha nandray anao
instru
eee niova ianao
niova aho
tsy toy ny lalako anao
niova tokoa
tsy toy ny taloha
tsy nanenina aho raha nandray anao
niova ianao
niova aho
tsy toy ny lalako anao
niova tokoa
tsy toy ny taloha
tsy nanenina aho raha nandray anao