menu-iconlogo
huatong
huatong
mage-4-sahy-minia-cover-image

Sahy minia

Mage 4huatong
Zakarivolahuatong
เนื้อเพลง
บันทึก
Avelao aho hitampify, sy hitoetra anilanao

Eo an-tsandrinao no misy, mampitsahatra ny sento

Satria raha sendra alahelo, ny fitia tsy kilalao

Io tsy fitadiavam-bola, fahendrena no ilaina.

------Ref:

Mahatsiaro sambatsambatr’aho malala akaikinao

Faly sy miran ’aho, dia sahy minia

Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy

Ampy hisedra ny ho avy.

Raha izao no zava-misy,tsy mba teo mihitsy ianao

Dia singan’olon’aho indrisy, very saina lava izao

Mety misy anefa any, mety misy hatramin’izao

Fo iray zay sasa-miandry , fa iatononkira.serasera.orgnao no efa safidy

------Ref:

Mahatsiaro sambatsambatr’aho malala akaikinao

Faly sy miran ’aho, dia sahy minia

F’efa iray ihany zay dia ampy ho ahy

Ampy hisedra ny ho avy

Mahatsiaro sambatsambatr’aho malala akaikinao

Faly sy miran ’aho, dia sahy minia

Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy

Ampy hisedra ny ho avy.

................

Mahatsiaro sambatsambatr’aho malala akaikinao

Faly sy miran ’aho, dia sahy minia

Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy

Ampy hisedra ny ho avy.

Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy

Ampy hisedra ny ho avy.

Ampy hisedra ny ho avy

Ampy hisedra ny ho avy

--:MANKASITRAKA:--

เพิ่มเติมจาก Mage 4

ดูทั้งหมดlogo